Nandritra ny fitsidihana ny RN5A mampitohy an’i Ambilobe sy Vohémar, nanome baiko ireo orinasa ny filohan’ny repoblikan’i Madagasikara hamitana tanteraka ny asa rehetra alohan’ny fetim-pirenena ny 26 Jona 2021. Hatomboka amin’ity taona ity ihany koa ny fanamboarana ny RN 6.