Andry Rajoelina : tsy mitombina ny vokatra navoakan’ny CENI

0

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny kandidà Andry Rajoelina io omaly hariva io taorian’ny nivoahan’ny voka-pifidianana vonjimaika. Tsy mitombina ny vokatra navoakan’ny CENI, hoy ity kandidà laharana faha 13 ity. Matoky ny fahendren’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana anefa ity farany manoloana ny famoahana ny vokatra ofisialy.