Angorohoro Andramasina : tovovavy 16 taona no naolan’ny rainy

0

Tovovavy 16 taona no naolan’ny rainy teny amin’ny fokontany Angorohoro Andramasina. Isaky ny alina no anaovan’ity rainy ny filana amin’ilay zanany vavy kely ity ary izao nitondra vohoka izao. Notanana vonjimaika eny am-ponja ity raim-pianakaviana ity miandry ny fotoam-pitsarana azy.