Lehilahy iray sahabo ho 40 taona nandeha disikileta no nofaohin’ny fiara 4×4 Plaque rouge iray izay nandeha mafy sy efa nivilivily ny maraina teo tokony ho tamin’ny 11h 30 teny Ankadikely. Mbola vita ny « marquage au sol » nataon’ny mpitandro filaminana dia efa nakisaky ny mpamily ilay fiara sy ireo zavatra simba ary ilay biskletà.