Hanao hetsika fitokonana indray ireo mpianatra eny Ankatso-I manolonana ny tsy mbola fahampian’ny rano maharitra eny amin’izy ireo. Hiahamafy ny hetsika raha tsy voavaha ny olana.