Anosizato Atsinanana : nametraka fitoriana ny tompon’ny tany

0

Ho tohin’ny fitakian’ny mponina eny Anosizato Atsinana ny amin’ny handravana ny tamboho mamefy ny lalankely ifamezivezen’izy ireo dia nametraka fitoriana ny tompon’ny tany. Arak’izany voaantso  teny amin’ny brigade territoriale de la ville d’Antananarivo ny solontenan’ny fokonolona iray natao fanadihadiana.