Politique ANR 27 novembre 2018 0 Facebook Twitter Pinterest WhatsApp Fokontany maro teto an-drenivohitra indray no notsidihin’i Andry Rajoelina tamin’ity androany ity. Fijerena ny olana iainan’ny vahoaka amin’ny andavanandro sy fitondrana vahaolana haingana no nataony nandritra izao fidinana ifotony izao.