Accueil Société Antananarivo : tsy misy fandraisana andraikitra manoloana ny fiparitahan’ny fako

Antananarivo : tsy misy fandraisana andraikitra manoloana ny fiparitahan’ny fako

0
Antananarivo : tsy misy fandraisana andraikitra manoloana ny fiparitahan’ny fako

Tsy mandray andraikitra ireo misahana ny fanadiovana eto andrenivohitra hoy ny ankamaroan’ny mponina manoloana ny fivangonan’ny fako etsy sy eroa. Ny tsy fahampian’ny fiara be fitaterana fako no miteraka io olana io hoy ny teo anivon’ny RF2.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici