Antaninarenina : nolavina ny « demande de suspension à execution de jugement »

0

Nolavina ny « demande de suspension exécution de jugement » momba ny tanim-panjakana eo Antaninarenina. Io no vokatry ny fitsarana androany. Vaovao izay andrasan’ny be sy ny maro amin’ny tany misy ny vakoka ara-tantara sy ara-kolontsaina an’ Antaninarenina.