Antenimera : tsy manao ny asany, variana miady tombotsoa manokana

0

Natsikafin’ny fitsarana avo momba ny lalampanorenana, tamin’ny alalan’ireo fanapahankevitra samihafa navoakany, ny fomba fiasan’ny antenimiera eto amintsika. Tsy misy na kely aza ny fandinihana ireo lalàna alefan’ny governemanta eny amin’ny antenimiera, raha ny navoakan’ny HCC no jerena.