Antenimieram-pirenena: Hiroso amin’ny fitsipaham-pitokisan’ny governemanta

0

Hiroso amin’ny fitsipaham-pitokisan’ny governemanta Mahafaly ny solombavambahoaka amin’izao fivoriana ara-potoana voalohany izao. Hangotraka arak’izany ny eny Tsimbazaza manomboka amin’ity herinandro ity.