Antenimierampirenena : 22 andro nivoriana. Lalàna 1 no lany.

0

22 andro izay no lany amin’ny 60 andro faharetan’ny fivoriana ara-potoana voalohan’ny Antenimierampirenena.  Hatreto lalàna iray, izay tolo-dalàna avy amin’ny solombavambahoaka no vao lany nandritra izay fotoana izay. Inona no andrasan’ny fahefana mpanatanteraka tsy hanolorana volavolan-dalàna ho dinihin’ny solombavambahoaka izay fahefana mpanao lalàna?