Accueil Politique Antenimierampirenena : izay mety amin’ny fitondrana no laharam-pahamehana

Antenimierampirenena : izay mety amin’ny fitondrana no laharam-pahamehana

0
Antenimierampirenena : izay mety amin’ny fitondrana no laharam-pahamehana

Hifarana tsy ho ela ny fivoriana ara-potoana faharoan’ny antenimiera amin’ity taona ity. Fivoriana andrasan’ny antoko politika sy ny mpanara-baovao ara-politika andalovan’ny lalàna momba ny fifidianana. Lalàna hafa no nandalo sy nolaniana tao anatin’ny amehana nandritra izay fivoriana izay. Tsy voahaja anefa ny fotoana voafaritra andinihana ny lalàna sy andaniana ireo lalàna ireo raha ny fanehoan-kevitry ny solombavambahoaka nanontaniana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici