Accueil Politique Antenimierampirenena: manara-maso ny asan’ny mpanatanteraka

Antenimierampirenena: manara-maso ny asan’ny mpanatanteraka

0
Antenimierampirenena: manara-maso ny asan’ny mpanatanteraka

Ankoatra ny fanaovana tolo-dalàna sy ny fandaniana volavola-dalàna. Manana andaikitra amin’ny fanaraha-maso ny asan’ny mpanatanteraka ny fahefana mpanao lalàna. Eo ihany koa ireo fahefana sy adidy tokony ho tanterahany izay voarakitraa natin’ny lalampanorenana. Taterina aminao anatin’ity fanadihadiana ity ny andinindinin’izay.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici