Antenimierampirenena : misy manozongozona ireo birao maharitra

0

Misy manozongozona ny hanala amin’ny toerany ireo mpikambana ao anatin’ny Birao maharitry ny Antenimierampirenena amin’izao fotoana izao. Ankilany, tsy mbola nisy fanangonan-tsonia mahakasika izany raha ny nambaran’ny Filoha lefitra androany. Mbola eo ampandinihana mahakasika ilay resaka fisotroan-dronona ankilany ny bé sy ny maro eo anivon’ity andrim-panjakana ity.