Accueil Politique Antenimierampirenena : Tsy hita tabilao ny tolo-dalàna ho fanatsarana ny CENI

Antenimierampirenena : Tsy hita tabilao ny tolo-dalàna ho fanatsarana ny CENI

0
Antenimierampirenena : Tsy hita tabilao ny tolo-dalàna ho fanatsarana ny CENI

Tsy hita tabilao tao anatin’ny lahadinika nolanian’ireo solombavambahoaka miisa 35 omaly atoandro ny tolo-dalàna ho fanomezana fahaleovantena tanteraka ny CENI amin’ny hikarakarana fifidianana mangarahara eto amin’ny firenena. Tolo-dalàna izay efa tao anatin’ny lahadinika nolaniana tany aloha saingy izao nalàna izao indray.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici