Accueil Politique Antenimierandoholona : nankatoavin’ny HCC ny fitsipika anatiny

Antenimierandoholona : nankatoavin’ny HCC ny fitsipika anatiny

0
Antenimierandoholona : nankatoavin’ny HCC ny fitsipika anatiny

Nankatoavin’ny HCC na ny Fitsarana avo momba ny lalam-panorenana ny fanovana sy ny famenoana ny Fitsipika anatiny hifehy ny Antenimierandoholona  ny 19 Janoary 2021. Mifanaraka amin’ny lalam-panorenana izany saingy misy andinin-dalana sasany tsy maintsy hakana ny hevitry ny fahefana mpanatanteraka.