Antoko Malagasy Miara- Miainga : « hajao ny didy navoakan’ny HCC »

0

Mitaky ny fanajana ary ny fanatanterahana ny didy navoakan’ny fitsarana avo momban’ny lalampanorenana ny avy amin’ny antoko Malagasy Miara-Miainga. Tsy hijanona ny tolona ho an’ny fanovana hoy izy ireo raha tsy miala ny filohampirenena izay nanitsakitsaka ny lalampanorenana.