Antoko Malagasy Miara-Miainga : nanatanteraka fambolen-kazo teny Manandriana Avaradrano

0

Ho fiaraha-mientana amin’ny fiarovana ny tontolo iainana hiadiana amin’ny fiovaovan’ny toetry ny andro. Nanatanteraka fambolen-kazo tao amin’ny kaominina Manandriana ny Anotko Malagasy Miara-Miainga. Voasolon-tena tamin’ity fotoana ity ihany koa ireo mpikambana eo anivon’ny antoko manerana ny nosy.