Antoko Marina: Tokony haroso ny datim-pifidianana

0

Tsy misy intsony fifampitokisana eo amin’ny entina sy ny mpitondra raha ny fanambaran’ny antoko mpanohitra MARINA. Antony lehibe iray izay mampikorontana ny toe-draharaha politika eto Madagasikara. Vahaolana aroson’ity antoko ity ny fandrosoana ny datin’ny fifidianana amerenana amin’ny olom-pirenena ny fahafahana mifidy ny mpitantana azy.