Manomana ny ho avin’ireo tanora hitondra ny firenena any aoriana ny Antoko politika fa tsy manao fitaovana azy ireny. Anjaran’ny Antoko politika no manampy ireo tanora hanatratra ny tanjona izay kendreny. Ho an’ny antoko Malagasy Miara Miainga misitraka fiofanana eto Andrenivohitra amin’izao fotoana ireo solontenan’ ny tanora avy any amin’ny faritra maro.