Accueil Politique Antoko MMM : nihaona tamin’ireo olom-boafidy ao anatin’ny Atsimondrano

Antoko MMM : nihaona tamin’ireo olom-boafidy ao anatin’ny Atsimondrano

0
Antoko MMM : nihaona tamin’ireo olom-boafidy ao anatin’ny Atsimondrano

Androany no nihaona tamin’ireo olom-boafidy ao anatin’ny distrikan’tsimondrano ny filoha nasionalin’ny antoko Malagasy Miara-Miainga notronin’ireo kandidà ho loholona avy amin’ity antoko ity. Niompana tamin’ny antony nahatonga azy ireo nirotsaka ho kandidà ho loholona ny fotoana androany ary nentina nanazavana ny tanjona tian’ny antoko apetraka.