Antoko Tiako i Madagasikara : tsy tanteraka ny fankalazana ny faha 15 taona tao Toamasina

0

Toa ny teto Antananarivo, tsy tanteraka ihany koa ny fankalazan’ny antoko Tiako i Madagasikara ny faha 15 taonany tao Toamasina. Antony tsy nahazo fahazon-dalana avy amin’ny préfet de police tany an-toerana.