Maro ireo endrika tsy fanarahan-dalana miseho ankehitriny eo amin’ny fampiasana fiarakodia eo amin’ny taratasy sy laharan’ny fiara. Hentitra ny avy eo anivon’ny fitsarana fiarakodia manerana an’i Madagasikara mahakasika ireo fiara mitondra ny laharana avy any ivelany tonga eto an-toerana
Betsaka amin’ireny fiara ireny no tsy manara-dalana amin’ny tsy fanaovana visite techinique.