Antsirabe : misedra olana ireo tantsaha mpamokatra

0

Misedra olona ireo tantsaha mpamboly karaoty sy ovy ao amin’ny ny Kaominina Ambano faritra
Vakinankaratra amin ’izao hamehana ara-pahasalamana izao. Manodidina ny 3 alina Ariary ny iray
gony amin’ny Karaoty any an-teorana ankehitriny raha toa ka 5 alina Ariary izany teo aloha.