Arboretum Ambatobe : mifampialangalana ny tomponandraikitra

0

Mifanilika ireo tomponandraikitra voakasika amin’ny raharaha arboretum eny Ambatobe. Ankilany ny avy amin’ny ministeran’ny fanajariana ny tany, milaza fa ny eny anivon’ny kaominina Ankadikely Ilafy no tomponandraikitra. Ireto farany milaza ho tsy mahafantatra na inona na inona.