Tao anatin’ny fihibohana, nitombo ny isan’ireo olona nanao fizahana maso eny amin’ny « Ophtalmologie » na ireo dokotera mpitsabo maso raha ny fanazavan’ireo mpitsabo nanaovana fanadihadiana androany. Ny ankizy sy ny tanora no maro amin’ireo manao fitiliana raha ny fanazavany hatrany.