Ariary : mahazo aina, miakatra 8% ny sandany

0

6 hatramin’ny 8% ny tahan’ny fiakaran’ny sandan’ny Ariary tao anatin’ny 3 volana farany. Antony, ny fiakaran’ny vidin’ny lavanila fa eo ihany koa ny fiovaovan’ny sandan’ny vola vahiny indrindra ny Euros.