Accueil Société Artemisia : tsy afaka mandrara ny fampiasana azy ny OMS

Artemisia : tsy afaka mandrara ny fampiasana azy ny OMS

0
Artemisia : tsy afaka mandrara ny fampiasana azy ny OMS

Tsy re feo ary tsy nanatrika ny fampahafantarana tamin’ny fomba ofisialy ny fanefitry ny coronavirus Covis organics ny solotena maharitry ny OMS omaly. Raha efa nanambara ny tsy tokony hampiasana io zavamaniry io hitsaboana ny tazo ity sampandraharahan’ny firenena mikambana ity, tsy mbola naneho hevitra mahakasika ny fampiasana izany ho fanefitry ny coronavirus kosa izy ireo. Ny OMS rahateo tsy afaka mandrara ny fampiasana ny covid organics, raha ny nambaran’ny tale jeneralin’ny IMRA.