Accueil Société Asa any Canada : mora ny fepetra takiana fa maro ny taratasy ilaina

Asa any Canada : mora ny fepetra takiana fa maro ny taratasy ilaina

0
Asa any Canada : mora ny fepetra takiana fa maro ny taratasy ilaina

Mora ny fepetra takiana ho an’izay maniry hiasa any Canada raha ny fanadihadiana natao tamin’ity androany ity. Miankina amin’ny tolotr’asa misy any an-toerana kosa anefa no andraisana mpiasa eto Madagasikara. Androany, olona 15 no namonjy an’i Canada hiasa herintaona hatramin’ny telo taona.