Asa tanana : ny fanomezana fahafaham-po ny mpanjifa no tsiambaratelo

0

Araka ny mahazatra dia fanadihadiana mahakasika ny asa tena iray indray no ho entina aminao amin’ity fanadihadiana manaraka ity. Ny fanamboarana Corniche, ny tsena manodidina an’izay sy ny dingana hahatonga azy ho Corniche no arahinao amin’ity fanadihadiana ity.