Asa tanana vita amin’ny hazo : mahavelona tsara rehefa ilofosana

0

Eo amin’ny lafiny sosialy. Ny asa tanana vita amin’ny hazo indray no entina aminao amin’ity alina ity. Asa tanana izay mila fifantohana araka ny nambaran’i RAKOTOARISOA Prosper izay mpanao asa Tanana vita amin’ny hazo eny Analakely. Araho ato anatin’ity fanadihadian’i Michael Ramarolahy ity ny mahakasika izay.