Asa vitan’ny CNFPPSH : nahafa-po ny BAD

0

Nahafa-po ny BAD na ny Banky Afrikanina ho amin’ny fampandrosoana ny asa vitan’ny Centre National de Formation Professionnelle des Personnes en Situation de Handicap eny Ampandrianomby. Hitohy ary hihamafy vokatr’izany ny fiaraha-miasa eo amin’ny roa tonta ho fanampiana ireo olona manana fahasembanana eto Madagasikara.