Assomption : nankalaza izany ireo mpino katolika

0

15 aogositra, andro hankalazan’ ny  fiangonana katolika ny niakaran’ny Masina Maria vatana sy fanahy tany an-danitra. Nivory maro ireo mpino katolika androany. Nandalovan’ny mpanao gazety androany ny fiangonana tetsy amin’ny 67ha.