Atelier – EFPA Ambatobe : narodan’ny vahiny milaza ho tompony

0

Niroso tamin’ny fandrodanana ny ampahan-tany fanaovan’ny mpianatra fampiharana ao amin’ny Ecole de Formation de Techniciens Agricoles eny Ambatobe ireo teratany vahiny milaza ho tompony tamin’ity androany ity. Miantso fandraisan’andraikitra ireo mpiasa ao amin’ny EFPA.