Accueil Société Baccalauréat 2019 : efa tomombana avokoa ny fikarakarana

Baccalauréat 2019 : efa tomombana avokoa ny fikarakarana

0
Baccalauréat 2019 : efa tomombana avokoa ny fikarakarana

Andro vitsy mialohan’ny higadonan’ny fanadinam-panjakana baccalaureat, tomombana ny fikarakarana rehetra hoy ny eo anivon’ny direction des examens nationaux Antananarivo androany teny Ankatso. Maro ireo fepetra noraisina tamin’ity taona ity hanatsarana ny fomba fiasa.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici