Accueil Société Baccalauréat : 50,77% ny taham-pahafahana ho an’ny faritanin’Antananarivo

Baccalauréat : 50,77% ny taham-pahafahana ho an’ny faritanin’Antananarivo

0
Baccalauréat :  50,77% ny taham-pahafahana ho an’ny faritanin’Antananarivo

Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy omaly hariva teny anivon’ireo sekoly samy hafa ny voka-panadinana Bakalorea ho an’ny faritanin’Antananarivo. 50,77 % ny taham-pahafana amin’izany izay nahitana fiakaran’ny 10,56 % raha ho arinany tamin’ny “première” session ny taona lasa na teo aza ny fisihan’ny valan’aretina covid-19 nandritra izany.