Bakalôrea : nivoaka androany ny datim-panadinana

0

Hanomboka ny faha-30 ny volana septambra ho avy izao ny fanadinam-panjakana bakalorea sokajy ankapobeny ho an’ity taom-pianarana 2018-2019 ity. Mifarana rahampitso amin’ny 6 ora hariva kosa ny fisoratana anarana .