Barea Ambiance

0

Ho arahintsika izao ny ambiance teny an-dalam-be nanerana ny faritra maro teto Antananarivo alina, taorian’ny nandavon’i Madagasikara an’i Nigeria tamin’ny isa 2-0 ka nametraka ny barea ho eo amin’ny laharana voalohany ao amin’ny vondrona B sy nahatafita azy ho amin’ny dingan’ny ampahavalon-dalana amin’ity CAN 2019 ity. Araho ary ny sary tsy an-kiteny.