Accueil Sport Barea de Madagascar : zava-dehibe ity fampivondronana voalohany ity

Barea de Madagascar : zava-dehibe ity fampivondronana voalohany ity

0
Barea de Madagascar : zava-dehibe ity fampivondronana voalohany ity

Zava-dehibe ho an’ny tontolon’ny baolina kitra ny fisian’ny fampivondronana izay hataon’ny mpanazatra Eric RABESANDRATANA izao hoy ireo mpamakafaka ara-panatanjahantena. Ahafahana mijery akaiky ny fivoaran’ny mpilalao rehetra izao fampivondronana izao.