Accueil Société Bas Mangoky : hanatratrarana ny fahaleovan-tena ara-tsaka ho an’i Madagasikara

Bas Mangoky : hanatratrarana ny fahaleovan-tena ara-tsaka ho an’i Madagasikara

0
Bas Mangoky : hanatratrarana ny fahaleovan-tena ara-tsaka ho an’i Madagasikara

Zava-dehibe amin’ny fanatratrarana ny fahaleovantena ara-tsakafo ho an’ny Malagasy ny fanitarana ny toeram-pabolena any Bas Mangoky hoy ny minisitry ny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono androany, tombontsoa maro no azon’ny vahoaka malagasy ao anatin’izany ary tsy homena ny vahiny velively ireo tany ireo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici