Accueil Société Bealanana : tanora miisa 42 nahavita fiofanana hanamboatra lalana

Bealanana : tanora miisa 42 nahavita fiofanana hanamboatra lalana

0
Bealanana : tanora miisa 42 nahavita fiofanana hanamboatra lalana

Miisa 42 ireo tanora nahazo fiofanana hamaky vato, hamaky sy hametaka Pavé ao Bealanana. Fiofanana izay nokarakarain’ny minisiteran’ny fampianarana teknika sy ny fampiofanana arak’asa sy ny solombavambahoaka voafidy tao an-toerana. Afaka miasa avy hatrany ireo tanora ireo ary manana ny traikefa takiana amin’izany.