Befandriana avaratra : mitohy  ny korontana

0

Nahatratra 45 ny isan’ny voasambotra any Befandriana Avaratra hanaovana ny fanadihadiana. Mitsoaka anaty ala ny mponina raha ny fampitam-baovao voaray. Trano aman-jatony no may ary olona iray no namoy ny ainy raha ny fanazavan’ny solombavambahoaka avy any an-toerana.