Belobaka : notokanana ny Centrale solaire hamatsy jiro ny mponina

0

Tsy hisy intsony afaka fotoana fohy ny olana amin’ny famatsiana herinaratra ao amin’ny faritra Boeny. Androany nitokana ny centrale solaire tao Belobaka Mahajanga II, izay hamatsy jiro ireo mponina ao amin’ny faritra Boeny ny filohan’ny repoblika. Ankoatra izay, fametrahana vato fototra roa sosona no nataony tao amin’ny Distrikan’ i Soalala faritry Boeny, ho fampandrosoana iny faritra iny.