Ben’ny tanàna Ambohimahamasina

0

Taorian’ny raharaha fanodikodinana « Subventions exceptionnelles » izay nahavoatonontonana tomponandraikitra ambony teto amin’ny firenena ny taona 2015, naiditra am-ponja omaly ny ben’ny tanàna ao Ambohimahamasina, araka ny loharanom-baovao voaray. Mampametram-panontaniana ny mpanara-baovao ny fivoaran’ny toe-draharaha, indrindra eo amin’ny fampiharana ny lalàna velona tsy misy tokony hanavahana