Nanao fanambarana androany Alahady faha-2 desambra ireo solontenan’ny ben’ny tanàna miisa 1 091 avy amin’ny antoko maro samihafa fa manohana tsy misy fepetra ny kandidà Andry RAJOELINA amin’ny fifidianana Filohampirenena fihodinana faharoa ho avy izao teto Antananarivo.