Accueil Politique Ben’ny Tanàna : tokony halavaina ny fotoam-piasany

Ben’ny Tanàna : tokony halavaina ny fotoam-piasany

0
Ben’ny Tanàna : tokony halavaina ny fotoam-piasany

Ny firosoana amin’ny fanalavam-potoam-piasan’ny Ben’ny Tanàna manerana ny Nosy no fepetra tokony ho raisin’ny fanjakana, raha ny fanazavana mpahay lalàna nanaovana fanadihadiana, manoloana ny fahataperan’ny fotoam-piasan’ireo Ben’ny Tanàna manerana ny Nosy ny faha-22 Septambra ho avy izao.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici