Bileta tokana : ho tonga rahampitso

0

Tonga omaly Alahady teto Madagasikara ireo bileta tokana, dika mitovy amin’izay hiatrehana ny fifidianana ny 7 novambra izao ho entina hampianarana ny mpifidy. Ny faha 7oktobra kosa no ho tonga ireo tena ampiasaina amin’ny latsa-bato