BRGM : nanolotra ireo voka-pikarohany momba harena an-kibon’ny tany eto Madagasikara

0

Notanterahana ny harivan’ny 31 may 2019 tao amin’ny Muséum National d’Histoire Naturelle any Paris renivohitry Frantsa , ny fanomezana ho an’ny firenena malagasy ny vokatry ny asa fikarohana sy firaketana rehetra nataon’ny BRGM. Hita anatin’izany ny toe-tany sy ny harena an-kibon’ny tany ananan’i Madagasikara.