Cadre de concertation : Tsy ny CENI irery no tokony hiantso fivoriana

0

Fiandrasana ny fanagananan’ny governemanta ilay « commission interministérielle » handrafitra ny rijan-teny ho fanatsarana ny andian-dalàmpifidianana no antony lehibe nanemorana ny fihaonana tamin’ny faha-8 sy faha-9 ny volana aogositra lasa teo, raha ny fanazavana avy amin’ny CENI. Hatao tsy ho ela kosa ny « Cadre de concertation » fanao mahazatra.